|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tokantrano tsy ahahaka |
| Singan-teny | 2 tokana, 3 trano, 4 tsy, 5 ahahaka |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tsy tokony haely ho fantatry ny any ivelany ny fahoriana amam-pahasahiranana ao an-tokantrano
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 the state of one's household should not be divulged.
[1.2] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|