|
|
|
|

Entry1  tokatoka
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [Betsimisaraka] Karazan-tononkira na tononkalo betsimisaraka mitanisanisa zavatra mifangaro, tsy dia mba mifototra amin' ny zavatra iray, nefa kosa mirindra sy manara-paika aoka izany: indraindray koa fitanisana na fitsikerana eritreritra samihafa, fihetseham-po
Vocabulary  5  Literature: (in general)

Anagrams  6  kotakota, takotako, tokatoka

Updated on 2025/08/10