|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tokiky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fipetrahana mamitsaka sady manjonitra noho ny alahelo na aretina na fahasahiranan-tsaina; takoko; torovoka; jokaiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 shrinking [1.2#653]
Fanazavàna teny frantsay  5 pauvreté, affliction [1.3#714, 1.196]
6 Rapetissement, action de se ramasser, de se contracter, de se recoquiller, comme quand on est transi de froid [1.3#714]
7 dans son sens général ce mot veut dire : se contracter, se recroqueviller [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  22 tokiky

Teny iditra (2/2)23  tokiky
Singan-teny  24 tokiky
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 Flueggea sp. (Euphorbiaceae). D'après Randriamiera, Réserves Naturelles 6865 [Sakalava] [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  29 kitoky, tokiky, 30 Tykiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09