|
|
|
|

Teny iditra1  tokim-panompoana
Singan-teny  2 toky, 3 fanompoana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fampanantenana ampahibemaso fa hanoa tanteraka ny mpanjaka na ny mpitondra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 promesse d'accomplir le service, la corvée [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12