Entry | 1 tokoa |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Tena... fa tsy kivazivazy: Lasa tokoa izy lahy! Fanamafisana ny teny "marina" ka ny hevitr' ireo teny roa ireo amin' izay dia hoe: tsy misy isalasalana: Marina tokoa fa tsy misy mahay ohatra azy |
Explanations in English |
14 [1.7] indeed, truly, certainly |
Explanations in French |
15 [1.8] vraiment, certainement |
Examples |
16 [2.293] "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. 17 [2.324] Hahita izany tokoa ialahy. 18 [2.470] Olona marobe tokoa no tazany. |
Anagrams | 19 atoko, tokoa |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |