|
|
|
|

Teny iditra1  toko telo mahamasa-nahandro
Singan-teny  2 toko, 3 telo, 4 mahamasaka, 5 mahandro
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7 enti-milaza fitambaran' olona miara-miasa antoky ny fahavitan' ny asa na zavatra iray [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12