|
|
|
|

Teny iditra1  tolaka be ravina
Singan-teny  2 tolaka, 3 be, 4 ravina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 antsoantson' ny ankizy mba hampanidina ny voangory izay fatorany amin' ny tady ny tongony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 cri par lequel les enfants invitent à voler ou à se reposer sur les feuilles, les hannetons qu'ils ont attachés par une patte [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12