|
|
|
|

Entry (1/2)1  toloko
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Taraina, feo mitaraindraina miaraka amin' ny sento am-po na fitserana: "Sentosento mamelovelo, / Ranomaso, totoko tsy tana: / Izy ireny no sarin' avelo, / Mitampody ka sarotra ialana". (J.J.R.)
9  [1.13] taraina
Explanations in English  10  [1.2] a groan, complaint, importunity
Explanations in French  11  [1.3] gémissements, plaintes importunes
12  [1.13] plainte
Examples  13  [1.244#] Sa toloko sy tomany no hitana lava izao?
14  [2.470] Toy izao no am-pahan-teniny, nelanelanin-tsento sy toloko lalina aoka izany:

Entry (2/2)15  toloko
Part of speech  16  noun
Explanations in French  17  [1.196] comme toloka
Vocabulary  18  Botany

Updated on 2025/08/05