|
|
|
|

Teny iditra1  tombanana
Fototeny  2 tombana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asondrom-bidy bebe mba hahazoana tombony ihany na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra:
5 Notombanany enim-polo io seza io, fa azoko dimy amby efapolo ihany [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ambontana, 11 tambonana, tombanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17