|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tombo-kavatsa |
| Singan-teny | 2 tomboka, 3 havatsa |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Tomboka na marika maitso manga ataon' ny olona amin' ny tarehiny na ny sandriny voasokitra ao anaty hoditra
[1.1] 6 marika tsy maty amin'ny hoditra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 tatouage
[1.3, 1.13] |
| Tsipelina hafa | 8 tombokavatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|