|
|
|
|

Entry (1/4)1  tonaka
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Passive verbs :
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanatsoforana dona-tsetroka hampivoaka ny biby avy ao an-davany na izay itoerany; vono atao, fikapohana

Entry (2/4)5  tonaka
Part of speech  6  adjective
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Teny miaraka mandrakariva amin'ny "ilay" na "ikala", ka entina milaza olon-dratsy tsy vanona na tsy misy antony: Nofitahin' ilay tonaka iny indray aho lahy!

Entry (3/4)9  toka
Part of speech  10  adjective
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Names :
Explanations in Malagasy  13  [1.1] Fatra-pipetra-potsiny tsy manao na inona na inona; mpidonana-poana.

Entry (4/4)14  tonaka
Part of speech  15  noun
Explanations in French  16  [1.196] (pris adjectivement : fainéant, stupide). Pelargonium madagascariense Baker (Geraniaceae). Nom malgache relevé par Grandidier. Son origine est obscure. [Betsileo]
Vocabulary  17  Botany
Scientific name 

Anagrams  19  akaton, akotan, antoka, atakon, atokan, atonak, kantao, katona, kotana, naatok, nakato, nakota, natako, natoka, takona, tanako, tokana, tonàka, tonaka

Updated on 2025/08/10