|
|
|
|

Teny iditra1  tondro molotra
Singan-teny  2 tondro, 3 molotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fanondroana olona amin' ny molotra, izay mazàna fihetsika enti-maneso na miampanga [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02