|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 molotra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ireo nofo matevina ambony sy ambany amin' ny vava mandrakotra ny nify: Aza manao toy ny molotra; tezitra vao mifanatona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the lips
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 lèvre
[1.3, 1.8] |
| Ohatra |
6 Io izy, hoy Katy nanondro molotra.
[2.470]
7 Efa teo amin' ny molotro ny fiaikem-pitiavana, saingy tsy fantatro izay antony nitelemako azy indray. [2.471] 8 Ary ny molotrao ihany no mamely anao. [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 12 Haiaina |
| Manontolo |
|
| Anaran' akora mamorom-batana |
|
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 17 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 27 molotra |
| Sokajin-teny | 28 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 Sisina: molobilany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 the rim of a kettle, etc.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 lisière, rebord
[1.3] 32 rebord d'une marmite, etc. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 34 lomotra, molotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|