|
|
|
|

Entry1  tongo-takotra
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tongotra, takotra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fitoeran-jiro taloha natao tamin' ny tongotry ny takotra, izay tsy inona fa ilay vozona takotra tanimanga ihany; ny fanaingana na fandraisana ny takotra

Updated on 2024/12/07