|
|
|
|

Teny iditra1  tongotra aman-tanana
Singan-teny  2 tongotra, 3 amana, 4 tanana
Sokajin-teny  5  kambanteny
Ohatra  6  Ka dia mibaboka tongotra aman-tanana ianao. [2.299#129]
7  |Nofatoran'ny olona ny tongotra aman-tanany. [2.117#78]
8  ary aiza izay mba tongotra aman-tanan' itena? [2.69#195]
9  Efa bory lanin' ny voay ny tongotra aman-tanany. [2.499#113]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02