|
|
|
|

Teny iditra1 tongotra mby an-dakana
Singan-teny  2tongotra, 3mby, 4lakana
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 (tongotra efa ao anaty lakana) ka tsy azo averina intsony: enti-milaza zavatra efa natomboka natao ka tsy azo itsoahana intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 your feet are already in the canoe: you are on your way now [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 vous avez les pieds dans la pirogue: vous voilà bien parti, vous ne pouvez plus reculer [1.8]
Ohatra  9 Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12