Entry | 1 tonjina |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 onjina |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Sasatra, vizaka, valaka Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana. |
Other spellings | 10 tonjana |
Analogs | 11 miraidraika, mihilangilana miankavia miankavanana, mialoha miaoriana |
Anagrams | 12 atonjin, natonji, tonjina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |