|
|
|
|

Entry1  tonon' andro
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  tonona, andro
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] vintana araka ny andro ahaterahana
Explanations in French  6  [1.10] jours astrologiques
7  [1.3, 1.5] le destin du jour
8  [1.3] Le sort du jour, le bien ou le mal qu’il apporte avec lui
9  [1.5] horoscope
Examples  10  [2.48] fa savihiny ny tononandro fa zava-mahery ny tononandro.
11  [2.895#] tononandro inona leiroa ity andro anio ity, hoy i Kadadra?
12  [2.508#] Izy no iankinan' ny rehetra hamantarana ny tononandro tsara ho fantatra na ny mahasoa na ny mandoza.
13  [2.131] Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo
Vocabulary  14  Beliefs
Proverbs  15  Proverbs containing the word tonon' andro

Updated on 2025/08/10