|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tontosa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vita tsara daholo: Tontosa ny zavatra rehetra
4 Lavorary, tomombana: Lahasa tontosa izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 accomplished
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 accompli
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|