|
|
|
|

Teny iditra1 tontosaina
Fototeny  2tontosa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Vitaina tsara daholo: Notontosainy ny tetiny dia lasa izy
Lavorarina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be accomplished [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on accomplit, qu'on mène à bonne fin [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12