|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 torimason' akoho |
| Singan-teny | 2 tory, 3 maso, 4 akoho |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza sarintsarin-torimaso fa tsy tena matory
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Sommeil des poules. Se disait d' un sommeil léger.
[2.415#6786] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|