Entry (1/4) | 1 tory |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 4 10 words containing tory |
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fanesorana ny kiran-javatra hahazoana kofehy Fakana ny tadim-baliha amin' ny tenany ihany, na ny tadim-baliha mihitsy: Valiha tory folo Fandrasana hena izay atao didy vaventy: Torin-kena (hena vita didy vaventy mitsoriaka) Soritra enti-manasaraka fari-tanimbary na tanimboly, na ny tanimboly voasarak' io soritra io mihitsy: Mangahazo iray tory |
Explanations in French |
6 [1.3#732] incision, ligne sillon pour séparer, pour déssécher les rizières action de séparer les filaments du rofia, du chanvre, de l'écorce du zozoro 7 [1.196] (racine verbale, toute l'île). Action de défibrer, d'extraire les fibres d'une feuille, d'une écorce, etc. |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word tory |
Entry (2/4) | 9 tory |
Part of speech | 10 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] Fiampangana olona iray ho nanao ratsy eo anatrehan' ny antokon-draharaham-pitsarana |
Explanations in French |
16 [1.3#732] dénonciation, accusation |
Entry (3/4) | 17 tory |
Part of speech | 18 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] Filazana, fandaharana sy fivoasana ny tenin' Andriamanitra |
Explanations in French |
21 [1.3#732] prédication |
Entry (4/4) | 22 tory |
Part of speech | 23 noun |
Derivatives |
|
All compound words | 27 11 words containing tory |
Explanations in Malagasy |
28 [1.78] [Taisaka]
torimaso 29 [1.1] Fotoana ialan' ny tena manontolo sasatra amin' ny fikimpian' ny maso sy ny tsy fahatsiarovan-tena, ka ny asa tsy miankina amin' ny sitrapo mamelona ny tena ihany no sisa mandeha, toy ny fitepon' ny fo, ny fakana fofon' aina...: Resin-tory aho tamin' ny fijerena sarimihetsika ~ Rendrika ao anatin' ny torimaso izy |
Explanations in English |
30 [1.2] sleep |
Explanations in French |
31 [1.3#731] sommeil |
Examples |
32 [2.324] Tsy mba nahita tory izy, fa niandry izay hahantoandro ny andro hiantsoan' ny fanjakana azy. |
Synonyms | 33 torimaso |
Anagrams | 34 otri, otry, rito, tori, tory |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |