|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  torina
Fototeny  2 tory
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampangaina amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana:
5 Hotoriko ianao fa nanala baraka ahy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  torina
Fototeny  11 tory
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  13 Lazaina sy voasana:
14 Hotorina eran' izao tontolo izao ity Evanjely ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 to be preached, to be proclaimed; to be accused [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 qu'on proclame, qu'on prêche; qu'on dénonce [1.8]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
20  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)21  torina
Fototeny  22 tory
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  24 Silahina ny tsiratsirany:
25 Torio ity rongony madinika ity
26 Didiana atao didy vaventy:
27 Torio io omby io
28 Avahana amin' ny tory na soritra:
29 Tokony hotorinao ny tanim-boangahazonao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  30 to be made into strips (of rafia and rushes) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  31 qu'on fendille (se dit du raphia et des roseaux) [1.8]
Haiendriteny 
32  Ny ankehitriny :
33  Ny lasa :
34  Ny hoavy :
35  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  36 onitra, 37 ranito, 38 rantoy, torina, 39 Tyrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17