|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 totoina |
| Fototeny | 2 toto |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Potipotehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny voanjo
5 Kosikosehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny: Totoy ny varintsika, Rabelohako ity! 6 Asian' ny omby (na biby hafa) amin' ny fisoirany amin' ny tandrony: Nototoin' ny ondralahy ilay zaza [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 trano tany totoina |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 taon' ito, totoina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|