|
|
|
|

Teny iditra1  totoy
Fototeny  2 toto
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana totoina [Fitanisana]
Ohatra  4  totoy ny varintsika, Rabelohako ity! [1.1]
5  Alao ny vato fikosoham-bary, ka totoy ny lafarina. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10