|
|
|
|

Entry1  totorebika
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  toto, rebika
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Dihy manao don-tongotra amin' ny tany tsy an-kijanona
Explanations in English  5  [1.7] a dance of joy
Explanations in French  6  [1.8] danse de joie
Examples  7  [2.270#] Niditra ny loholona, nanao dihy tsinjaka, ary nanaraka ny vehivavy, nanao totorebika sy dada.
8  [2.436#] Ny totorebika: ity dia maro mpahalala: manao sikim-balaka ny lehilahy manao azy, manipy sandry malefadefaka dia raikitra mitoto amin' izay, ny tongotra toy ny mively langoraony, mitana ba, manamafy ny lamako.

Updated on 2025/07/29