|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 totozy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Biby mitovy bika aman' endrika amin' ny voalavo fa kely
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a mouse
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 souris
[1.54, 1.8] |
| Voambolana | 6 Haibiby: mampinono |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 9 Randzavola: totozy ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 10 totozy |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Vy kely lavalava ihorongoronan' ny kofehy ampiasaina amin' ny milina fanjairana
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|