|
|
|
|

Entry1  tovina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  to
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1#967] Tanterahina: Tovy ny tenindray aman-dreninao, anaka
Explanations in French  9  [1.3#704] qu'on accomplit, qu'on agrée
Examples  10  [2.996#20.8.30] Any aoriana, raha misy te-hanampy na hanala amin' izany izy roa tonta, dia azony atao araka izay tiany izany, ka tsy maintsy tovina izay nanampy na nalana.

Anagrams  11  Tanivo, tavony, tinova, toavin, tôvany, tovina, vatony

Updated on 2025/07/29