|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tovolahy |
| Singan-teny | 2 tovo, 3 lahy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Lehilahy tsy mbola manambady no tena heviny ara-piforonan' ny teny; nefa ny hevitra ahazoana azy andavanandro dia lehilahy mbola tanora fotsiny, na efa manambady na tsia
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 an unmarried young man
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 jeune homme célibataire
[1.8] |
| Ohatra |
8 Nitady hikomy marina ve ireo tovolahy ireo sa tsia?
[2.471]
9 Nisy arivo mahery ny tovolahin' Antsihanaka no voaray tamin' izany. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 lahitovo, tovolahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|