|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 toy |
| Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fifanahafana, fifandraikana: Toy ny rainy navela teo ity zaza ity
4 Fitoviana ara-panoharana: Mivadibadika toy ny lela may ~ Mikiakiaka toy ny adala 5 Mody: Manao toy ny mitomany 6 (Marihina fa raha milaza fifanahafana na fifandraikana ny "toy ny", ny toa kosa milaza fitoviam-bidy, lanja) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 like, similar to; (distinguish from toa)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 comme, semblable
[1.8] |
| Ohatra |
9 Tianao toy ny inona ange aho?
[2.131]
10 Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4#7] |
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 12 tahakany |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 12 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 14 toy
![]() |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 kilalao
[1.17] |
| Teny iditra (3/3) | 17 toy
![]() |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 milalao
[1.17] |
| Kamban-teny rehetra | 20 toy with |
| Fivaditsoratra | 21 ito, 22 oty, 23 tio, toy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|