|
|
|
|

Entry1  trano heva
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  trano, heva
Explanations in Malagasy  4  [1.1] izay tsy nasiana rindrina fa zoro sy lavany ary sakany fotsiny mba hipetrahan'ny lohany
Explanations in French  5  [1.3#740] un hangar composé d'un troit soutenu seulement par des piliers
Examples  6  [2.470] Lavaka iray lehibe ao ambadiky ny tranoheva no amatrarany ny fako sy ny zezi-tsoavaly.
7  [2.944] Naantsoko moramora teo amoron-dalana ny fiarakodia, dia namoha ny tranoheva fitoerany aho.
8  [2.356] Mbola izy telo mianaka ihany no hita teo amin' ny trano heva
Other spellings  9  tranoheva

Updated on 2025/07/29