|
|
|
|

Teny iditra1  tranomasina
Singan-teny  2 trano, 3 masina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Trano kely miorina ambony fasan' ny mpanjaka [1.1]
Ohatra  6  Ary ny tranomasina, dia 12 miandálana [2.48]
7  Nasiana tranomasina ny fasany araka ny tenin'Andriamasinavalona kanefa nafarana tsy hamboarina intsony rehefa simba. [2.508#]
Mpanahaka  8  tranomanara

Fivaditsoratra  9 manatrosina, manatrosìna, tranomasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27