|
|
|
|

Entry1  tranovorona
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  trano, vorona
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana any am-piangonana
Explanations in French  5  [1.3] un cercueil, une bière, un catafalque
Examples  6  [2.48] Ary ny mpanjaitra rehetra nangonina nanjaitra tranovorona.

Updated on 2024/12/07