|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tresaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Vaky sady mivava, misokatra.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 20 tresaka |
| Sokajin-teny | 21 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
22 vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 faille
[1.13] |
| Voambolana | 24 Haibolantany |
| Mpanahaka | 25 etry, 26 fay |
| Fivaditsoratra | 27 retsaka, 28 sekatra, tresaka, 29 tseraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|