|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Trimobe |
| Singan-teny | 2 trimo, 3 be |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Bibiolona voalaza ao amin' ny angano ho makadiry sy lozabe ary mpihinana olona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a mythical giant; cf. rapeto
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 monstre fabuleux
[1.8] |
| Voambolana | 8 Finoana |
| Tsipelina hafa | 9 itrimo, itrimo, itrimobe, itrimobe, itrimondahy, itrimondahy |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 mibotre, Trimobe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|