|
|
|
|

Entry (1/2)1  trobaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Loaka: Misy trobaka ny rindrin-dry zareo ao atsimo
Explanations in French  4  [1.13] trou

Entry (2/2)5  trobaka
Part of speech  6  adjective
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Loaka tanteraka, gorobaka: Trobaka ny takibany tamin' ilay lefona tsy hita fiaviana
13  [1.13] voaloaka
Explanations in French  14  [1.13] troué

Anagrams  15  atrobak, bokatra, botraka, kabotra, traboka, trobaka

Updated on 2025/07/29