|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  troky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 kibo [Bara, Tanosy] [1.78]
4 kibo, vokatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 ventre [1.13]
Voambolana  6  Haiaina
Tovy hevitra  7 troka

Teny iditra (2/2)8  troky
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 foko, karazana [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  11 kitro, 12 kotry, troky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19