|
|
|
|

Teny iditra1  trotro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 famihinana zavatra amin' ny sandry ka ankinina amin' ny tratra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 action de porter sur la poitrine et entre les bras, comme fait la mère pour son enfant [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  17  baby

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19