Entry | 1 tsabahina |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tsabaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Haronina amin' ny tanana ka manjary maloto: Tsy hihinana io ro io aho fa efa notsabahin' ny ankizy Enti-milaza zavatr' olona iditridirana tsy misy antony: Aza tsabahinao ny raharahan-tokantranon' olona Idirana: Aza tsabahinareo io trano io fa misy areti-mifindra |
Anagrams | 9 hatsabany, itsabahan, nitsabaha, tsabahina |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |