Entry | 1 tsaikona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ilay famindra ataon' ny soavaly raha tsy manipy tanana izy Hazakaza-madinika, famindra mipitipitika toy ny hiriotra. [1.1] |
Explanations in French |
4 petit trot pas de marche un peu précipité des porteurs [1.3#749] |
Examples |
5 Ny tsaikona dia hazakaza-madinika.
[2.643#]
6 Ny lehilahy kosa efatra, mandroso, miverina, manao dia tsaikona, miondrika, mihatokatoka ka mihofahofa mbamin'ny sofin'ny satroka penjiny. [2.356#] |
Derivatives |
|
All compound words | 25 2 combinations of this word |
Anagrams | 26 anatsiko, 27 antsakio, 28 antsioka, 29 atsikano, 30 kotsaina, 31 takosina, 32 tsaikona, 33 tsakoina |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |