Entry (1/2) | 1 tsakoahina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fikainkon' ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa vokatry ny rivotra mandalo eo amin' ny vavalalan-drivotra: Saiky matetika vokatry ny hatsiaka no mahatonga ny tsakoahina [1.1] |
Explanations in French |
4 hoquet [1.3] |
Vocabulary | 5 Health |
Entry (2/2) | 6 tsakoahina |
Part of speech | 7 participle |
Explanations in Malagasy |
8 Voan' ny tsakoahina: Tsakoahina Ibalita kely [1.1] |
Explanations in French |
9 qui a le hoquet [1.3] |
Morphology |
|
Vocabulary | 13 Health |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |