|
|
|
|

Entry1  tsapaina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tsapa
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  11  [1.1] Kasihina amin' ny tanana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina
Pondipondena: Tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e!
Adinina: Notsapaina tamin' ny resaka sy ny marika ny fahaizako
Andramana: Rahoviana no hotsapaina ilay ombinareo vao nofoiahina?
Fantarina amin' ny alalan' ny fanontaniana; harofana, anaovana don-tandroka: Notsapaiko izay tena heviny marina
Zahana toetra: Matetika ny olo-marina no tsapain' Andriamanitra amin' ny fakam-panahy masiaka dia masiaka

Anagrams  12  atsapany, itsapana, tsapaina

Updated on 2025/08/10