|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsapika |
| Fototeny | 2 pika |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Kely madinika
5 Mandringa kely somary mitongilana rehefa mandeha fa tsy ampy halavana ny tongotra ilany. [1.1] |
| Tovy hevitra | 6 tsapitika |
| Kamban-teny rehetra | 7 tsapik' olona |
| Fivaditsoratra | 8 patsaky, 9 patsika, 10 pitsaka, tsapika, 11 tsipaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|