Entry | 1 tsato-kazo |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 tsatoka, hazo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] hazo atohana ny voly |
Examples |
5 [1.436#] Nofefeny tsatokazo madinika manodidina. 6 [2.296#] tsatokazo mpanondro eo an-tsampanan-dàlana ity: tsy hisakana anao tsy handroso, fa mihazona anao kely hieritreritra. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |