|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsefaka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Enti-milaza ny lamba rovitra ka ny fahany no miala ary dia triatra izy; triatra; tresaka.
Explanations in French  9  [1.3, 1.196] fendu
10  [1.3] cassé, déchiré, crevassé, lézardé
Examples  11  [2.313#] ny hoe tsifaka dia vaky misalasaka, izany hoe vaky saiky misasaka (fiteny koa ny hoe tsefaka.
12  [2.270#120] Matroka endrika koa i Davida, gaga noho ny fifamaliana ka vaky, potipotika ny fifankahazoan' izy roa lahy, tamin' izay, toa fitaratra tsefaka, nataon' ny fofon-drivotra sombintsombiny tsy tambo isaina.

Entry (2/2)13  tsefaka
Part of speech  14  noun
Explanations in French  15  [1.196] (allusion au fruit qui se fend pour laisser apparaître les graines, extrêmement toxiques). Cnestis polyphylla Lam. (Connaraceae). Graines et racines son employées à préparer des appâts empoisonnés. On ignore quel est leur principe actif. Pas d'alcaloïdes. [Betsimisaraka Avaratra]
Vocabulary  16  Botany
Scientific name 

Anagrams  18  atsefak, faketsa, fatsake, fetsaka, tsefaka

Updated on 2025/07/29