|
|
|
|

Teny iditra1  tsembohina
Fototeny  2 tsemboka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 (olona) Atao izay hahatsemboka azy: Tsembohina amin' ny vomanga no fitsabo ny zaza voan' ny kitrotro
5 (zavatra) Atao izay hahatonga azy ho entona [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12