|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tsemboka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana")
[1.1] |
| Ohatra |
4 Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny.
[2.324]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Haiaina |
| Mpanahaka | 21 dinitrombalahy, 22 dinitra, 23 jijaka, 24 jijika |
| Kamban-teny rehetra | 25 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 27 tsemboka |
| Sokajin-teny | 28 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
29 Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony
[1.1] |
| Mpanahaka | 30 mivoadinitra, 31 mivoajijaka, 32 mivoajijika, 33 ranoiray, 34 tsembodratsy, 35 vonto |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|