|
|
|
|

Entry1  tsena lava
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny tsena ivarotana isan' andro, mifanohitra amin' ny tsena isan-kerinandro izay indray andro amin' ny herinandro ihany vao misy
Elementary words  4  tsena, lava

Updated on 2024/12/07