|
|
|
|

Entry1  tsentsina
Part of speech  2  noun or adjective
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
All compound words  8  12 words containing tsentsina
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy
Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano
Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana
Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay
Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona.
Explanations in French  10  [1.13] bouché
Analogs  11  tampina

Anagrams  12  atsentsin, natsentsi, tsentsina

Updated on 2025/08/10