|
|
|
|

Entry1  tsepoka
Part of speech  2  adjective
Derivatives 
3  Passive verbs :
4  Adjectives :
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Feno hipoka, mitafotafo, avo loba: Tsepoky ny vary ny sobika / Tsepoky ny mpiangona ny trano fiangonana rehefa fety lehibe
Feno, tototra: Tsepoky ny vola sa tsepoky ny voninahitra no tianao ?

Anagrams  6  petsako, potsake, tsepoka

Updated on 2025/07/29